Series Ikotofetsy et Imahakà - 1) Le plus beau des rêves Il était une fois, il y avait deux hommes appelés Ikotofetsy et Imahakà
Series Ikotofetsy et Imahakà - 2) L'oranger Il était une fois, Imahakà, toujours aussi fourbe, était assez rassasié et voulait à tout prix manger des fruits
Series Ikotofetsy et Imahakà - 3) L'ariary au marché Il était une fois, Ikotofetsy sy Imahakà se sont rencontrés au marché
Series Ikotofetsy et Imahakà - 4) Le pasteur et le devin Il était une fois, Ikotofetsy sy Imahakà qui ont croisé un homme qui n'avait pas tressé ses cheveux
Series Ikotofetsy et Imahakà - 5) Diviser pour mieux s'accaparer leur fortune Il était une fois un monsieur très riche qui était très très malade.
Series Ikotofetsy et Imahakà - 6) Le riche homme et le tombeau Il était une fois, Ikotofetsy et Imahakà ont entendu qu’un homme très riche était mort
Series Ikotofetsy et Imahakà - 7) Le dindon d'argent et le divorce Il était une fois un dindon qui a croisé le chemin d’Ikotofetsy et Imahakà
Series Ikotofetsy et Imahakà - 8) Le zébu et le monsieur Il était une fois, Ikotofetsy et Imahakà qui ont une envie de manger du zébu
Series Ikotofetsy et Imahakà - 9) Les arnaqueurs de tout un peuple Il était une fois, Ikotofetsy et Imahakà se sont décidés à arnaquer le peuple.
Series Ikotofetsy et Imahakà - 10) Faire semblant de ne pas se connaître Il était une fois, Ikotofetsy et Imahakà ont fait semblant de ne pas se connaître pour arnaquer un monsieur
Series Ikotofetsy et Imahakà - 11) Le vent commence à tourner Il était une fois, Ikotofetsy et Imahakà qui ont croisé un monsieur un peu étourdi mais malin
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 1) Ilay nofy tsara indrindra Indray andro hono, nisy an'izany lehilahy anankiroa antsoina hoe Ikotofetsy sy Imahakà izany
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 2) Ilay fotoboasary Indray andro hono, vokivoky tany amin'izay nalehany tany Imahakà no nanita-kevitra fa te hitady voankazo. Mbola fetsifetsy sy mamitapitaka olona hatrany izy
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 3) Ilay ariary teny an-tsena Indray andro hono, nifanena teny an-tsena Ikotofetsy sy Imahakà.
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 4) Ilay pasitera sy ilay mpisikidy Indray andro hono, niaraka Ikotofetsy sy Imahakà dia nahita lehilahy tsy nirandrana ny volony izy roalahy
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 5) Zarazarao hahazoana ny harenany Indray andro hono nisy mpanankarembe iray izay efa narary mafy
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 6) Ilay mpanankarembe sy ilay fasana Indray andro hono, henon'Ikotofetsy sy Imahakà fa maty ilay mpanakarembe anankiray
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 7) Ilay vorombola nampisara-bady Indray andro hono, nahita vorontsiloza Ikotofetsy sy Imahakà, ka tsikaritr'izy roalahy hoe isaky ny misioka, dia mivelatra kely ny elatr'ilay vorontsiloza dia avy eo mikombona indray
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 8) Ilay omby sy ilay rangahy Indray andro hono, te hihinana omby mafy Ikotofetsy sy Imahakà
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 9) Ilay nametsy vahoaka manontolo Indray andro hono, tapakevitra Ikotofetsy sy Imahakà fa ny vahoaka manontolo mihitsy no ndeha hofitahiny
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 10) Ilay mody tsy nifankahalala Indray andro hono, mody tsy nifankahalala Ikotofetsy sy Imahakà fa nikasa hisoloky rangahy iray izay
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 11) Ilay nanomboka nivadika ny rasa Indray andro hono, nahita rangahy iray somary varimbariana fa naranitra izay Ikotofetsy sy Imahakà, ka tapakevitra izy roalahy fa ndeha hanaovana sangy ratsy