Series Ikotofetsy sy ImahakĂ - 7) Ilay vorombola nampisara-bady Indray andro hono, nahita vorontsiloza Ikotofetsy sy ImahakĂ , ka tsikaritr'izy roalahy hoe isaky ny misioka, dia mivelatra kely ny elatr'ilay vorontsiloza dia avy eo mikombona indray
Series Ikotofetsy sy ImahakĂ - 8) Ilay omby sy ilay rangahy Indray andro hono, te hihinana omby mafy Ikotofetsy sy ImahakĂ
Series Ikotofetsy sy ImahakĂ - 9) Ilay nametsy vahoaka manontolo Indray andro hono, tapakevitra Ikotofetsy sy ImahakĂ fa ny vahoaka manontolo mihitsy no ndeha hofitahiny
Series Ikotofetsy sy ImahakĂ - 10) Ilay mody tsy nifankahalala Indray andro hono, mody tsy nifankahalala Ikotofetsy sy ImahakĂ fa nikasa hisoloky rangahy iray izay
Series Ikotofetsy sy Imahakà - 11) Ilay nanomboka nivadika ny rasa Indray andro hono, nahita rangahy iray somary varimbariana fa naranitra izay Ikotofetsy sy Imahakà , ka tapakevitra izy roalahy fa ndeha hanaovana sangy ratsy
Contes Les corbeaux et leur petite soeur Il était une fois un mari et sa femme qui vient d’accoucher d’un bébé, une toute petite fille
Contes Le ballon et la poupée Il était une fois, un petit garçon et sa sœur qui ont eu de nouveaux jouets. Le petit garçon a reçu un ballon, la petite fille une poupée
Contes La petite fille et le crocodile Il était une fois, une petite fille très mignonne qui alla apporter un bon repas dans un panier à sa grand-mère
Contes Les douze filles du roi Il était une fois, douze filles d’une reine qui était enceinte, sur le point d’accoucher
Contes Le couturier et le petit livre Il Ă©tait une fois, un couturier qui Ă©tait triste comme tout car personne ne voulait de lui comme couturier et il avait Ă peine de quoi manger
Contes Le petit garçon des champs Il était une fois, un monsieur qui partait pour travailler la terre dans les champs
Contes La petite fille et ses trois allumettes Il était une fois, une petite fille qui demandait de l’argent aux passants, elle tremblait de froid, c'était l'hiver, et elle avait à peine de quoi se protéger du froid
Angano Ireo goaika sy ilay zandriny Indray andro hono, nisy mpivady niteraka ny zanany farany. Narofy dia narofy ilay zaza ary nanahy mafy izy mivady hoe sanatria ho faty tsy ho ela
Angano Ilay baolina sy ilay popeta Indray andro hono nahazo kilalao izy mianadahy kely. Ilay ankizilahikely nahazo baolina, ilay ankizivavikely nahazo popeta
Angano Ilay ankizivavikely sy ilay voay Indray andro hono, nisy ankizivavikely mahafatifaty kely nirahina nanatitra sakafo tao anaty harona tany amin'ny bebeny
Angano Ireo zanakavavy roa amby folon'ilay mpanjaka Indray andro hono, nanana zanakavavy roa amby folo ilay mpanjaka
Angano Ilay ankizilahikely tao an-tsaha Indray andro hono, nisy rangahy iray izay nandeha tany an-tsaha nikarakara tany
Angano Ilay zazavavikely sy ny afokasony anankitelo Indray andro hono, nisy ankizivavikely mpangataka, nipararetran'ny hatsiaka
Angano Ravorona sy Ratrozona Indray andro hono, nisy vorona raikimpitia tamina trozona. Ary Ratrozona koa dia tia an'i Ravorona tamin'ny ainy manontolo
Angano Ilay fosa sy ireo zanakaragidro kely Indray andro hono, nisy reny ragidro iray, andeha hivoaka hitady sakafo ho an-janany fito
Angano Ilay vadin’ilay mpanjono Indray andro hono, nanjono teny an-dranomasina ity mpanjono ka nahazo trondro lehibe iray tao anaty harato
Angano Ilay faravavy tsy nihinana atody tsy nivarotra atody Indray andro, nisy mpirahavavy anankitelo nandehandeha teny amoron-drenirano ary nahita atodim-borona anankitelo
Angano Ilay zazavavindrano sy ilay tovolahy Indray andro hono, nisy zazavavindrano tsara tarehy dia tsara tarehy nipetrapetraka teny amoron-drenirano