Contes Le petit garçon des champs Il était une fois, un monsieur qui partait pour travailler la terre dans les champs
Contes La petite fille et ses trois allumettes Il était une fois, une petite fille qui demandait de l’argent aux passants, elle tremblait de froid, c'était l'hiver, et elle avait à peine de quoi se protéger du froid
Angano Ireo goaika sy ilay zandriny Indray andro hono, nisy mpivady niteraka ny zanany farany. Narofy dia narofy ilay zaza ary nanahy mafy izy mivady hoe sanatria ho faty tsy ho ela
Angano Ilay baolina sy ilay popeta Indray andro hono nahazo kilalao izy mianadahy kely. Ilay ankizilahikely nahazo baolina, ilay ankizivavikely nahazo popeta
Angano Ilay ankizivavikely sy ilay voay Indray andro hono, nisy ankizivavikely mahafatifaty kely nirahina nanatitra sakafo tao anaty harona tany amin'ny bebeny
Angano Ireo zanakavavy roa amby folon'ilay mpanjaka Indray andro hono, nanana zanakavavy roa amby folo ilay mpanjaka
Angano Ilay ankizilahikely tao an-tsaha Indray andro hono, nisy rangahy iray izay nandeha tany an-tsaha nikarakara tany
Angano Ilay zazavavikely sy ny afokasony anankitelo Indray andro hono, nisy ankizivavikely mpangataka, nipararetran'ny hatsiaka
Angano Ravorona sy Ratrozona Indray andro hono, nisy vorona raikimpitia tamina trozona. Ary Ratrozona koa dia tia an'i Ravorona tamin'ny ainy manontolo
Angano Ilay fosa sy ireo zanakaragidro kely Indray andro hono, nisy reny ragidro iray, andeha hivoaka hitady sakafo ho an-janany fito
Angano Ilay vadin’ilay mpanjono Indray andro hono, nanjono teny an-dranomasina ity mpanjono ka nahazo trondro lehibe iray tao anaty harato
Angano Ilay faravavy tsy nihinana atody tsy nivarotra atody Indray andro, nisy mpirahavavy anankitelo nandehandeha teny amoron-drenirano ary nahita atodim-borona anankitelo
Angano Ilay zazavavindrano sy ilay tovolahy Indray andro hono, nisy zazavavindrano tsara tarehy dia tsara tarehy nipetrapetraka teny amoron-drenirano
Contes L’oiseau et la baleine Il était une fois, un oiseau et une baleine qui s'aimaient beaucoup beaucoup beaucoup
Contes Le fossa et les petits lémuriens Il était une fois, une mère lémurienne qui allait sortir pour chercher de quoi manger à ses sept petits lémuriens
Contes La femme du pêcheur Il était une fois, un pêcheur habitant au bord de la mer qui a attrapé un gros poisson dans ses filets
Contes La benjamine qui n'a ni mangé son oeuf ni vendu son oeuf Il était une fois, trois soeurs qui se promenaient au bord d'une rivière et qui ont découvert trois oeufs d'oiseaux
Contes L'ondine et le jeune homme Il était une fois, une ondine très belle qui se reposait au bord d'une rivière