Articles

Des articles sur Medium updated et augmentés, ainsi que d'autres articles à venir, mais aussi des explications et des annonces 🚨 à propos du Blog de Mose Njo, au gré du vent, au fur et à mesure, la tête 🧠 et le coeur 💙, main dans la main.

🏮 Le Blog de Mose Njo, c’est quoi?
C’est une plateforme 📱 de lecture 📖 et de streaming 🎧 en malgache et en français lancée par Mose Njo, avec les narrations de Jaomanoro. Pour en savoir plus, cliquez 👉 ici 👈
Nahoana ny Malagasy 🇲🇬 no MBOLA tara lava (ary fomban-javatra izany) ary nahoana ny Japone 🇯🇵 TALOHA no tara lava (ary nahoana no fomban-javatra izany tamin’izany, saingy efa tsy izany intsony amin’izao)
Mety alaim-panahy ihany isika Malagasy 🇲🇬 hino fa efa toy izany hatramin’izay naha Japone ny Japone kosa angamba ny tany Japana 🇯🇵 tany mikasika ny fotoana 🕰️. Mety alaim-panahy isika ary mety handeha ho azy aza izany eritreritra izany, saingy izao anefa, tsy izany mihitsy no zava-misy tany.